Vous êtes le bienvenue sur le site d'Animation....

 

ARR...

http://a.ratsimbarajohn.free.fr/  &  www.rainizafimanga.com

Tsy misy afa tsy Fomba sy Teny... malagasy

Joyeuses Paques... Pasqua sambatra... Happy easter... Alleluia... Alleluia...

Dico Français/Malgache Dico Malgache/Français

Angano... Angano...

Masombahiny

Forum

Sakafo Gasy...

 -  Recettes malagasy

(Cliquez sur l'image)

Ny Tenin-drazako

Teny nianarako nibada

Nianarako ry Dada

nahaizako ny Neny

 

     Teny namorona ny hevitro

     sy ny eritrerotro

     Eny teny nilazako ny fon'ny fahazazako

     Te-hahay ilay teninay

 

Tamin'izany dia haiko ny tenin-drazako

haiko ny miteny toy ireo mpitaizako

Nahazatra tena vantana amiko

Ilay teny gasy tena mamiko   

Cliquez-ici  

  Ry tenin-drazako ô

     Ry teniko

     Neniko anie ka neniko

     Ny nananambany anao

     Ary ankehitrio

     Hoy ny vavaka mivaoka avy ato anatiko

     Ho ato anatiko ary mandram-pahafatiko

     Tsy ho haiko ny hanadino anao

     Ry teny gasy tena mamiko

 

"Toy ny rano, am-pasika: natao tsy hisy, fa nisy ihany" 

i.e Pareil à l'eau dans le sable: on ne pensait pas qu'il y en aurait, et pourtant il y en a  

 

Fomba malagasy...cliquez

- Fomba

(Cliquez sur l'image)

Fitenin-drazana...cliquez

- Fitenin-drazana

(Cliquez sur l'image) 

Ohabolana...cliquez

- Ohabolana

(Cliquez sur l'image)

Haisoratra malagasy

"Avy mangataka izahay..."

Comptine malagasy

Kalo fahiny

Tonon-kira

Forum

Accueil Animation